- Alarobia 12 Febroary 2020
Any Ivelany.Coronavirus Sinoa 9 sy Malagasy 8 arahi-maso eny Anosiala
Sinoa 9 sy teratany Malagasy 8 no arahi-maso fatratra eny amin’ny Hopitaly CHU Anosiala Ambohidratrimo amin’izao fotoana izao noho ny fahamailoana sy fisorohana ny mety hidiran’ny Coronavirus eto
Hamaky ny tohiny